|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibokitra
Fototeny  2bokitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5être bombé. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9mibokitra ny tehezana

Teny iditra (2/2)10 mibokitra
Fototeny  11bokitra
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14To suppress one's laughter.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15se comprimer, se retenir. [1.3]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  19 mibokitra, 20 mibotraky, 21 mitraboky

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08