|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibohy |
| Fototeny | 2bohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to carry on the shoulder.
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 mibohy |
| Fototeny | 6bohy |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!.
9Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!. 10Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 mibohy, 17 mihoby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|