|
|
|
|
Teny iditra
1
miboadaboada
Fototeny
2
boadabo
a
da
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miteny misafotofoto, miboredidredika.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
miboadaboada
6
Ny lasa :
niboadaboada
7
Ny hoavy :
hiboadaboada
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12