|
|
|
|

Teny iditra1 mibilaka
Fototeny  2bilaka
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4tsy mahitsy, miolana, mivaona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as mibilabila. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6être de travers, être tortu, se fâcher. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12