|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibedabeda
Fototeny  2bedabeda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandrairay zavatra, izay fihimpihinina ary avadibadika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Mpanahaka  8 mamonjafonja

Teny iditra (2/2)9 mibedabeda
Fototeny  10bedabeda
Sokajin-teny  11 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  12être mou. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12