|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibarera
Fototeny  2barera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay.
5Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity.
6Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched.
8See rebareba, refarefa. [1.2]
Ohatra  9 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#mg]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)13 mibarera
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15mirenireny. [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  16to go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc.. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/12