|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibarara |
| Fototeny | 2barara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 mibarara, 9 raimbara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|