|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibaradaka |
| Fototeny | 2baradaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany.
5Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|