|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibabaka |
| Fototeny | 2babaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandriaka, mitobaka: Tonga indray itỳ ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Couler en abondance.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|