|
|
|
|

Teny iditra1 miavela
Fototeny  2vela
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Lasa.
5Fomba fiteny mihaja ilazana ny hoe "mandeha mivalana". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6aller à la selle (terme poli). [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Voambolana  10 Fahasalamana
Mpanahaka  11 mankanyaminnytranokely, 12 mankanyangaraba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31