|
|
|
|

Teny iditra1 miati-dranomaso
Singan-teny  2miatitra, 3ranomaso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign.. [1.2]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02