|
|
|
|

Teny iditra1 miarinarina
Fototeny  2arinarina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 miarinarina sy matory am-pitierana eo izy, tsy ilaozan' eritreritra nefa mahay mandanjalanja izany koa. [2.470]

Fivaditsoratra  5 miarinarina, 6 Rainimanira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21