|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miara-dola |
| Singan-teny | 2miaraka, 3dola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza fiarahan' ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somary mifampiraidraika ny loha.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 madiroala, 7 miara-dola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|