|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miangoango |
| Fototeny | 2angoango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?.
5Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be piled up in a heap.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 miangoango, 12 migonagona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|