|
|
|
|

Teny iditra1 miangeso
Fototeny  2angeso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12