|
|
|
|

Teny iditra1 miandahy miambavy
Singan-teny  2miandahy, 3miambavy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6men and women together. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7hommes et femmes ensemble. [1.8]
8hommes et femmes qui travaillent ensemble. [1.5#180]
Ohatra  9 Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12