|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miana-kendry |
| Singan-teny | 2mianaka, 3hendry |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
[2.895#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|