|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miako
Fototeny  2ako
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4misy tamberim-peo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5résonner. [1.13, 1.5]
6faire écho. [1.5]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10famerenana miako

Teny iditra (2/2)11 miako
Fototeny  12ako
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  14réciproque, bijectif. [1.13]
Voambolana  15 Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  16fampiharana miako

Fivaditsoratra  17 kamiô, 18 kamoy, 19 makio, 20 miako, 21 mikoa, 22 moaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08