|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miakanakana |
| Fototeny | 2akanakana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to hesitate in speaking, to demur..
[1.2] 6to speak hesitantly or brokenly.. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7balbutier, parler avec hésitation; bégayer..
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 miakanakana, 13 mianakanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|