|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miahiahy |
| Fototeny | 2ahiahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be distrustful, to be suspicious..
[1.2] 6to worry, to be suspicious. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7avoir de l'inquiétude, des soupçons.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Ontam-po |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 miahiahy, 15 mihaihay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|