|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 menamaso |
| Singan-teny | 2mena, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaram-borona karazana papelika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6espèce de caille.
[1.3#440, 1.54] |
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 8kibobo, papelika |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 mena-maso |
| Singan-teny | 11menatra |
| Sokajin-teny | 12 kambanteny |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 14 Menamaso |
| Singan-teny | 15menatra |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17the name given to the councilors of the second Radama..
[1.2] |
| Ohatra |
18 toy izany koa i Rainizanamanga i menamaso.
[2.588#]
|
| Fivaditsoratra | 19 mena-maso, Menamaso, menamaso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|