|
|
|
|

Teny iditra1 meksikanina
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina.
4Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Mexican. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6mexicain, mexicaine. [3.1]
Voambolana  7 Haitoetany: firenena, foko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12