|
|
|
|

Teny iditra1 medaly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy). [1.1#650]
Mpanahaka  4 meday

Fivaditsoratra  5 medaly, 6 mileda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12