|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mbavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo kely tsara firehitra ka nanaovan' ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin' ny alina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Arbuste dont les messagers royaux faisaient des torches pour s’éclairer la nuit.
[1.3#440] 5(contraction de ambavy). 6Polyalthia richardiana Baill. 7(Annonaceae). 8Réf. 9Service Forestier 6118, Arbre à écorces et bois aromatiques. 10C'est un arbre de bon augure.. [Tankarana] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|