|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manahaka |
| Fototeny | 2hahaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañahaka]
4manofa (vary, kafe, ets).
[Tanala]
[1.78] 5Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?. 6Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono. 7Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to scatter, to disperse.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9disperser, éparpiller.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 15mañakake |
| Teny iditra (2/2) | 16 manahaka |
| Fototeny | 17tahaka |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24teny manahapeo |
| Fivaditsoratra | 25 kamahana, 26 manahaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|