|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manafoka
Fototeny  2foka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be.
5Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 manafokà
Fototeny  11foka
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 fanakamo, 14 manafokà, manafoka, 15 manakofa, 16 mañofaka, 17 manokafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02