|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mavotro |
| Fototeny | 2 votro |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antambahoaka] malemy, osa
[1.78] 5 [Tanosy] kamo [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 6 mavotro |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Tanosy] voalokaloka
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 9 mavotro |
| Fototeny | 10 votro |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Tanosy] matahotra
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|