|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mavojo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] marofo
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mavojo |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Tanala] antitra, tsy tanora intsony: Rañavavy mampiady hira ka ny mavojo, mavojo mandy (rafotsibe mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|