|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavesatre |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana).
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|