|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mavesatra
Fototeny  2vesatra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra.
5Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany.
6manelonelo: Mavesatra ny andohako.
7Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8heavy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9lourd, pesant. [1.3, 1.8]
10lourdement chargé. [1.3]
Ohatra  11 Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny: [2.470]
12 Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. [2.298]
13 Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. [2.472]
14 Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. [2.576]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  19 madonda, 20 mafonja, 21 manonja, 22 maonjana, 23 mazefatra, 24 mazefatra, 25 mitambaby, 26 mitambesatra, 27 mitondrarano, 28 mitsinaka, 29 tsyzakanolomahia
Kamban-teny rehetra  30mavesa-bava
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)32 mavesatra
Fototeny  33vesatra
Sokajin-teny  34 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  35Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  36enceinte. [1.3]

Teny iditra (3/3)37 mavesatra
Fototeny  38vesatra
Sokajin-teny  39 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  40sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41pénible, intolérable, cuisant.
42de grand prix, de grande valeur. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02