|
|
|
|

Teny iditra1 mavao
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3masiso. [Tanala] [1.78]
4Ratsy fofona, manomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany.
5Jereo maimbo. [1.1]
Kamban-teny rehetra  6korana tsy mavao

Fivaditsoratra  7 mavao, 8 mavoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08