|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mavana
Fototeny  2avana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mangala-mavo somary mena.
5Tsara tarehy, mandefa taratra malefaka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8 Mavana
Sokajin-teny  9 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  10Ravalitera Nalisoa Jean
Mpanonta printy  11 Faribolana Sandratra. 2019.

Fivaditsoratra  12 mañava, manava, 13 mavana, Mavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03