|
|
|
|

Teny iditra1 matsiro
Fototeny  2tsiro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataovy matsiro ny laoka fa fety ny andro!. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 matsiro, 10 misotra, 11 mitrosà, mitrosa, 12 mitsora, 13 stirôma, 14 tsy maro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05