|
|
|
|

Teny iditra1 matselaka
Fototeny  2tselaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka.
5Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6quick, prompt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7prompt à comprendre, à agir. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8matsela-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08