|
|
|
|

Teny iditra1 matsaboka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3(fihasimban' ny hoe matsaboaka) Entimilaza zavatra tsy misy tsirony, toy ny voankazo maranorano. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12