|
|
|
|

Teny iditra1 matoritory
Fototeny  2toritory
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Rendremana na renodrenoka toa tsy mahatsiaro tena tanteraka, na malaina miasa: Matoritory ny saina rehefa avy manao sakafo be. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12