|
|
|
|

Teny iditra1 matiloa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tantsambo, mpiasa amin' ny sambo: Lasa nanao matiloa, hono, Rakoto. [1.1]
Voambolana  4 Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  5 matiloa, 6 Tolmaia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12