|
|
|
|

Teny iditra1 matevin-koditra
Singan-teny  2matevina, 3hoditra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina.
6Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12