|
|
|
|

Teny iditra1 masovoatoaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana hazandranon-dranomamy, mena ny masony ary misy mitsipentimpentina ny vatany. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: trondro
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02