|
|
|
|

Teny iditra1 mason' antsy
Singan-teny  2maso, 3antsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny ilany maranitra mandidy amin' ny antsy (mifanohitra amin' ny antsetra). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12