|
|
|
|

Teny iditra1 masom-pory
Singan-teny  2maso, 3fory
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fivoahan-tay. [Tambahoaka] [1.78]
6lava-body; fivoahan'ny maloto (tay): Masom-pory voan-tsaka k'afara tsy atao koa (atao toy ny lava-body voan'ny sakay ka amin'ny sisa no tandremana). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7anus. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8anus. [3.1]
Voambolana  9 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12