|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masiso |
| Fototeny | 2siso |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy.
5Jereo maimbo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6fermented, rotten.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fermenté, pourri.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472]
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 masiso, 11 misaso, 12 misosà, misosa, 13 mosasy, 14 samosy, Samosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|