|
|
|
|

Teny iditra1 masirasira
Fototeny  2sirasira
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misimisy sira kely, masimasina.
5Tsy dia mazoto firy, tsy manotraka firy, matimaty amin' ny fivavahana. [1.1]
Lahatsoratra  6Randzavola: masirasira ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  7 marisarisa, 8 masirasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12