|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso).
4Milina fanjairana na fanoratana. 5Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina. [1.1] |
| Ohatra |
6 ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara!
[2.472]
|
| Fivaditsoratra | 7 manisìna, manisina, 8 masinina, 9 ny masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|