|
|
|
|

Teny iditra1 masila
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 Alsima, 5 malisa, 6 masila, 7 misala, 8 Salima, 9 Salmay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12