|
|
|
|

Teny iditra1  masikita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Didin-kena lavalava izay atsatsika amin' ny afo
4 (any anindrana) Soza, safindrana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] viande séchée, boucanée. [1.19]
Tovy hevitra  6 masikity

Fivaditsoratra  7 masikaty, masikita, 8 miakatsy, 9 mitsaika, 10 mitsiaka, 11 tsy maika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04