|
|
|
|

Teny iditra1 maseva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12