|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 masay
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely. [1.1]
4kely (milaza vady). [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  5secondary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6secondaire. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7vady masay

Teny iditra (2/3)8 masay
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10milamina, miadana, tony (ranomasina). [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)11 masay
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13mihanaka. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 asima, 15 maisa, 16 masay, 17 miasa, miasà, 18 Samià, samia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05