|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masahina |
| Fototeny | 2masaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga masaka.
5Dinihina sy eritreretina tsara, alaina ambony alaina ambany: Masaho tsara ny fikasanao. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mahasina, 12 masahina, 13 misahaña, misahana, 14 samahina, 15 simahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|