|
|
|
|

Teny iditra1 maritra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!.
4Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra. [1.1]
Ohatra  5 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7marimaritra
Mpanahaka  8 afadranompanala, 9 mangorovitsika
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 maratry, 12 maritra, 13 miratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08